Teny iditra | 1 fiheverana |
Fototeny | 2 hevitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion |
Ohatra |
6 Ekenao ve izany fiheverana izany? [2.285#] 7 Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. [2.472#] 8 Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. [1.369#] |
Voambolana |
9 Filôzôfia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |