Teny iditra | 1 fihevitra |
Fototeny | 2 hevitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ? |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#243] Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser: Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?) |
Ohatra |
6 [2.296#] Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. 7 [2.298#] Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra. 8 [2.314#] Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina. |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |