Teny iditra | fihevo (hevo) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-mihevo Azo hevoina: Efa fihevo izao ny tanimboly [1.1] | |
Ohatra | Fitarika fihevo telo no mamadika an-Ambohibe, ary Vazaha no mibaiko ny mpiasa.
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |