|
|
|
|

Teny iditra1  fihidiana
Fototeny  2  hidy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana no fihidian' ny lalana mianatsimo

Fivaditsoratra  5  fihidiana, hadifinay, hidifiana, hifadiany, hifidiana, idifihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21