Teny iditra (1/2) | 1 fihirana |
Fototeny | 2 hira |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny asa atao rehefa mihira Tonon-kira voasoratra ka hiraina any an-trano fiangonana Boky misy tonon-kira |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] see hira. 6 [1.7] the act of singing; a hymnbook |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] action de chanter; recueil de cantiques |
Ohatra |
8 Dia lasa izy mivady mankany an-tanàmbe mivimbina baiboly sy fihirana. [2.356#] |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: fihirana ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 10 fihirana |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Tanosy]
haravoana |
Fivaditsoratra | 13 fihirana, firihana, hafariny, hafinari, hafirany, harafiny, haranify, harifany, hifanary, hifanira, hifarany, hifirana, hirifana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |