Teny iditra | 1 fihirifana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Faritra amin' ny ilan' ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sofina ary ny takolaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] The temples or the back of the ear |
Voambolana |
5 Haiaina |
Fototeny | 6 hirika |
Mpanahaka | 7 heringerina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 fifihirana, fihirifana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |