Teny iditra fihitsoka (hitsoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mihitsoka, na milentika amin' ny toerana iray tsy ahafahana miala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’état de ce qui est enfoncé, engagé dans [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22