Teny iditra fihizina (hizina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05