Teny iditra | 1 fihizina |
Fototeny | 2 hizina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |