|
|
|
|

Teny iditra1  fihoakoaka
Fototeny  2  hoakoaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1]
Voambolana  5  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12