|
|
|
|

Teny iditra1  fihoarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hoatra
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Fandinganana: Fihoarana tamboho
Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#256] L’action de dépasser, l’endroit
7  [1.13] dépassement
Ohatra  8  [4.12] ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
9  [2.588#] Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana;
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny fihoarana io

Fivaditsoratra  11  afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, hafiranao, haforanay, harofanay, hifaranao, hofaranay, ifoharana, iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10