|
|
|
|

Teny iditra1  fihodina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Manière de tourner
Ohatra  5  [2.471#] Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana.
Fototeny  6  hodina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  andifiho, fihodina, hadifony, hadofiny, hafodiny, hifandio, hifodian, hodifain, hofadiny, hofidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21