Teny iditra | fihodina (hodina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de tourner [1.3] | |
Ohatra | Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana.
[2.471] | |
Kamban-teny |
| |
Fivaditsoratra | andifiho, fihodina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |