Teny iditra fihodirana (hoditra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loko na volon' ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05