Teny iditra | fihodivirana (hodivitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |