Teny iditra | 1 fihogo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitaovana misy kinifinifiny, izay matetika vita amin' ny taolana na kanikanin-kena, entina mandamaka ny volo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Mod. s. from mihogo (hogo).] A comb. See fitraboka. 5 [1.7] a comb |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] peigne |
Fototeny | 7 hogo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |