|
|
|
|

Teny iditra1  fihogo
Fototeny  2  hogo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitaovana misy kinifinifiny, izay matetika vita amin' ny taolana na kanikanin-kena, entina mandamaka ny volo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Mod. s. from mihogo (hogo).] A comb. See fitraboka.
6  [1.7] a comb
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] peigne

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02