Teny iditra | 1 fihohofana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan' ny vilany no tsy nilelafan' ny alika ny tao anatiny Fandriana ny kibo no atao ambany mandry: Raha izaho tsy ahitako tory ny fihohofana Fandoalihana sy fiondrehana eo ambonin' ny zavatra iray ho mari-pitiavana na alahelo: Nampalahelo ny nahita ny fihohofan-dreniny teo amin' ny nofo mangatsiakan' ilay zanany Fiasana tsy miroa fo: Fihohofana tamin' ny asa no nahavitana itony boky itony |
Fototeny | 4 hohoka |
Fivaditsoratra | 5 fihohofana, hifofohana, nifohafoha, nihofahofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |