|
|
|
|

Teny iditra1  fihohoka
Fototeny  2  hohoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihohoka, toetran' ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany

Fivaditsoratra  5  fihohoka, hifohako, hikofoha, hohafiko, hokohafi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21