Teny iditra | 1 fiholaitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 holaitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra miholaitra, na misompirana kely fa tsy mahitsy na mipitsoka |
Fivaditsoratra | 5 fiholaitra, holafitray |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |