|
|
|
|

Teny iditra1  fihomboana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hombo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana
Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] aggravation

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12