|
|
|
|

Teny iditra1  fihorona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mihorona, mivoromborona, miforitra mihoronkorona: Fihoron' ny hodi-doha
Fototeny  4  horona

Fivaditsoratra  5  fihorona, firohona, hifanoro, hiforona, hoforany, horaofin, horofany, nofohari, nohifora

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21