Teny iditra fihotakotahana (hotakotaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsiketsehan' olona maro noho ny fanahiana loza mananontanona na mampitebiteby [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05