Teny iditra fijaingijaingy (jaingijaingy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha mirepirepy toa miahotrahotra; famindra toa mitsipitsipika
Fomba entina mijaingijaingy, izany hoe mandeha irery [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05