| Teny iditra | 1 fijaliana |
| Fototeny | 2 jaly |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaintainana mafy amin' ny vatana na amin' ny saina amam-panahy; fiandrasana mampivoajamala
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 suffering
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 souffrance
[1.8] |
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fijaliana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|