Teny iditra | 1 fijaliana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaintainana mafy amin' ny vatana na amin' ny saina amam-panahy; fiandrasana mampivoajamala |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] suffering |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] souffrance |
Voambolana |
6 Ontam-po |
Fototeny | 7 jaly |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |