Teny iditra fijefijefena (jefijefy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana fihetsehana tsy dia maotina loatra mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena, fipelipelehana noho ny hajejoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05