Teny iditra fijejojejo (jejojejo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31