|
|
|
|

Teny iditra1  fijejojejo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  jejojejo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#294] la légèreté

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12