Teny iditra fijilajila (jilajila)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mijilajila, na mipelipelika, manao fihetsika sy fandehan' olona langa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31