Teny iditra | 1 fijinjana |
Fototeny | 2 jinja |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanapahana ny tahom-bary amin' ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#296] l'action de moissonner, de couper, la saison, l'instrument |
Ohatra |
6 Akaiky dia ho vony vary, manatona ny fijinjana ka mihorakoraka eny ry zareo mpiandry fody. [1.228#] 7 Raha ny fifindra-monina eo an-toerana ihany kosa dia nihanihena tsikelikely ny mpiasa madinika nampanaovina fijinjana sy fiotazana. [1.369#] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
9 Randzavola: fijinjana ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |