|
|
|
|

Teny iditra1  fijy tsijay
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy izay fa..., tsy izany fa...: Laha no atody akoho anareo ka no tarafina f'ijy ts'ijay (ohabolana milaza fahadisoam-panantenana eo amin'ny ray aman-dreny)
Tovy hevitra  4  tsijay fijy

Fivaditsoratra  5  fijy tsijay, tsijay fijy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21