Teny iditra fikabedy (kabedy (bedy))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mikabedy, izany hoe miteny dridralava mananatra na manakiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qu'on gourmande, manière de gourmander [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04