|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikakana
Fototeny  2  kaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fisiana kaka; na fanasiana kaka
Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina

Teny iditra (2/2)5  fikakana
Fototeny  6  kaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07