Teny iditra | 1 fikarepoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 karepoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny voanjo ao am-bava Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan' ny akoho |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |