Teny iditra | 1 fikarohana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 karoka |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran' ny mangazay Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an' i Rainivoanjo Fandinihana ela sy mafy: Taorian' ny fikarohana nataon' i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] l'action de fouiller, de scruter, de chercher, l'instrument, le lieu 7 [1.13] recherche |
Fivaditsoratra | 8 fikarohana, fikorahana, hifanakora, hifaranako, hifokarana, hirakofana, nifaharako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |