|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikasihana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana
Ohatra  4  [2.424#] Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany.
Fototeny  5  kasika
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  fikasihana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#169] Fer à souder, archet de violon
Fototeny  12  kasika
Tovy hevitra  13  fikasihandokanga

Fivaditsoratra  14  fikasihana, fikisahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21