|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikasihana
Fototeny  2  kasika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana
Ohatra  5  Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany. [2.424#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  fikasihana
Fototeny  9  kasika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#169] Fer à souder, archet de violon
Tovy hevitra  13  fikasihandokanga

Fivaditsoratra  14  fikasihana, fikisahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21