Teny iditra | fikatroka (katroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikatroka, izany hoe mipoka, midona; na miady, mikaona; na miasa mamianatra amim-pilofosana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fikatroka, kotrifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |