Teny iditra | 1 fikatsaoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 katsaoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra mikatsaoka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny zavatra latsaka ao anaty rano na fotaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |