|
|
|
|

Teny iditra1  fikatso (katso)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina mampiady, mampisaraka ny mpifankatia, manimba ny fihavanana [1.1]

Fivaditsoratra  4  fikatso, fitsako, fitsoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20