|
|
|
|

Teny iditra1  fikendrena
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  kendry
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely
Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11