Teny iditra fikezaka (kezaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mikezaka, na mihaety, mifintina
Fomban' ny olona mikezaka na manao araka izay tratry ny aina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05