|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikiahana
Fototeny  2  kiaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaovana feo taitra mikarantsana mafy: Ny fikiahany no nahalalana ny toerana namonoan' ny olona azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'action de crier

Teny iditra (2/2)6  fikiahana
Fototeny  7  kiaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Fisoritana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] l'égratignure, l'entraînement de la terre

Fivaditsoratra  11  anakifiha, fihaikana, fikaihana, fikiahana, hifaikana, hifakanay, hifanaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21