Teny iditra | 1 fikisina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny olona mikisina, izany hoe malai-mihetsika, kamo ny hiarina na handeha fa mitaredretra lava eo |
Fototeny | 4 kisina |
Fivaditsoratra | 5 fikisina, fisikina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |