Teny iditra | fikoa (koa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra mikoa, izany hoe mianjera mikororosy, midaboka rehefa avy miendaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de s’ébouler [1.3] | |
Fivaditsoratra | fakoy, fikoa, fioka, kofia, ofika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |