|
|
|
|

Teny iditra1  fikobaba
Fototeny  2  kobaba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mikobaba, izany hoe mikotaba noho ny fahatairana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#343] Manière de se hâter, de se démener, de se troubler

Fivaditsoratra  6  fibaboka, fibobaka, fikobaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21