Teny iditra fikobabaka (kobabaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mikobabaka, izany hoe mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de s’empresser, de s’agiter [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27