Teny iditra | 1 fikobabaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mikobabaka, izany hoe mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#343] Manière de s’empresser, de s’agiter |
Fototeny | 5 kobabaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |