Teny iditra | fikobahana (kobaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fihetsiketsehana ao anaty zavatra ¶ Fampidiran-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika an' ireo vody tahombary nojinjaina ka voasoroka [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |